Entrée mangingina (gingina (gina))
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao
¶ Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao
¶ Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely
¶ Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise solitary. Used of uninhabited or secret places [Richardson 1885]
 silent, solitary; secret; in secret [Hallanger 1973]
Définition française silencieux; solitaire; secret, en secret [Hallanger 1974]
Exemples 
1Teny am-pandihizana,taoanatin' ny horakoraky ny lanonana, no nahafahanay niresaka mangingina: [Andriamalala: Ranomasina]
2Ka izao no natao ny nalaina izy 7 lahy, nalaina mangingina, dia nanirahana olona mangingina: [Callet: Tantara]
Citations 

2012/06/02