Entrée mango
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fivohitry ny handrina, hadondon-kandrina [Rakotosaona 1972]

Entrée mango
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anaran-kazo: manga [Rajemisa 1985]
   manga: the mango tree; its fruit [Hallanger 1973]

Entrée mango~
Partie du discours   préfixe [Mots avec mango~]
Définition malgache   Tovona fanaovana mpamaritra milaza toetra vitsivitsy toy ny Mangovenavena [Rajemisa 1985]

2017/06/30