|
|
|
|

Entrée1  mangobakobaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hobakobaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny
Exemples  10  [2.470] Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
Synonymes  11  mangobaka
Citations  12  Textes citant mangobakobaka

Mis à jour le 2025/08/10