| Entrée | 1 mangorintsina |
| Radical | 2 horintsina |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany
5 Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana 6 Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo 7 Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa [1.1] |
| Explications en français |
8 ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne
[1.3] |
| Vocabulaire | 9 Santé |
| Analogues | 10 mangintsina, 11 migina, 12 mikiririoka |
| Tous les mots composés | 13 mangorintsina mamolivoly |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|