| Entrée | 1 mangotsokotsoka |
| Radical | 2 hotsokotsoka |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany
5 Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 9 Santé |
| Synonymes | 10 mangotsoka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|