Entrée mangotsoka (hotsoka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
¶ Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to ache, as a boil or rheumatism [Hallanger 1973]
Définition française avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka
Synonymes mangotsokotsoka

Entrée mangotsoka (hotsoka)
Partie du discours adjectif
Définition française sentir vivement sa déception ( gaina) [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Morphologie 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka

2016/03/28