Entrée maningina (tsingina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
 Mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana [1.13]
Explications en français Souder [1.13]
Morphologie 
Présent : maningina
Passé : naningina
Futur : haningina
Impératif : maningìna

Entrée maningìna (tsingina)
Partie du discours impératif du verbe actif maningina [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20