Entrée maninjitra (hinjitra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [ mañinjitra ] [Bezanozano] manalava [Rakotosaona 1972]
   Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to stiffen; to stretch out, as the hand [Hallanger 1973]
Définition française   raidir: étendre comme la main [Hallanger 1974]
Morphologie  
maninjitra
naninjitra
haninjitra
maninjira

Entrée mañinjitra (hinjitra)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] manontolo [Rakotosaona 1972]
   Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [Rajemisa 1985]
Exemples   Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [Andriamalala: Ranomasina]

2012/06/06