Entrée | 1 maninona |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Radical | 3 inona |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Manao inona: Maninona eto ianao? Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay |
Explications en anglais |
7 [1.7] what of it ? what happened ? what's the matter? |
Explications en français |
8 [1.8] quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas? |
Exemples |
9 [2.643#122] Ary raha tsy manatrika moa maninona? 10 [2.356#104] Fa maninona ny zanako no tsakoahina? 11 [2.895#88] maninona izato izy no mando volomaso; |
Anagrammes | 12 maninona, mañonina, manonina, namoinan, namonany, namonian, nanoinam, nimaonan, ninomana, niomanan, nomanina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |