Entrée manirery (irery)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? [Rajemisa 1985]
   tsy misy namana [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   to be alone [Hallanger 1973]
Traduction française   être tout seul [Hallanger 1974]
Traduction française   esseulé, solitaire [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2012/06/06