Entrée | irery | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
Définition malgache | Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [Rajemisa 1985] | ||||||||
Traduction anglaise | solitary, alone [Hallanger 1973] | ||||||||
Traduction française | seul [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
sans compagnon [Abinal 1888] | |||||||||
solitaire [Hallanger 1974] | |||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | irery tena ~ tokana | ||||||||
Analogues | iray ~ tokana ~ hany ~ fotsiny ~ monja ~ singana ~ tsy amboa tsy lambo ~ irery tena ~ boribory ~ vato kiboribory | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot irery | ||||||||
Entrée | irerỳ (irỳ) | ||||||||
Partie du discours | pronom | ||||||||
Définition malgache | Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [Rajemisa 1985] | ||||||||
Traduction anglaise | those far away (in sight), plural of iry [Hallanger 1973] | ||||||||
Traduction française | ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [Hallanger 1974] | ||||||||
Tableaux et planches | tous les pronoms | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |