Entrée manjanona (janona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
¶ Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manjanona
nanjanona
hanjanona
manjanòna
Synonymes manajanona

Entrée manjanòna (janona)
Partie du discours impératif du verbe actif manjanona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/10/05