| Entrée | 1 manjarano | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   graphite [1.7] | 
| Explications en français | 5   graphite [1.8] | 
| Exemples | 6   ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika?
[2.470] | 
| Vocabulaire | 7 Chimie | 
| Analogues | 8 anjamanga | 
| Anagrammes | 9 manjarano, 10 maronjana, 11 ranomanja | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |