Entrée manjofo (jofo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra
Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1]
Morphologie 
Présent : manjofo
Passé : nanjofo
Futur : hanjofo
Impératif : manjofoa

Mis à jour le 2023/01/20