| Entrée | 1 manjokaiky |
| Radical | 2 jokaiky |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1] |
| Exemples |
5 Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 mijokaiky |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|