| Entrée | 1 manjombona |
| Radical | 2 jombona |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro
5 malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an' io Rangahy lo 6 mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny 7 maizimaizina, tsy mazava: Hazavao fa manjombona ny hevitrao [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to be cloudy; be gloomy (of the face)
[1.7] |
| Explications en français |
9 sombre, obscur, nébuleux
10 être sombre [1.3] 11 être nuageux, sombre; avoir le visage sombre [1.8] |
| Exemples |
12 Manjombon-dava io vehivavy io (Cette femme est toujours sombre)
[1.3#299]
13 Endrika manjombona daholo ny an' ny eran' ny trano. [2.4] 14 Maimaina sy manjombona ery ny tavan-dRainitoandro amin' izay. [2.470#26] 15 ny tontolo iainana Zavaboary malagasy manjombona be ny andro. [2.442#98] 16 hoy Rabery, izato androm-pahalehibeazantsika Razafy, takariva manjombona! [2.499#100] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|