|
|
|
|

Entrée1  manjopiaka
Radical  2 jopiaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo
5 (maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro [1.1#465]
6 Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ! [1.1#628]
Explications en anglais  7 to shine, to be brilliant;
8 to be dazzled (of the eyes) [1.7]
Explications en français  9 briller, être éblouissant; être ébloui [1.8]
Exemples  10  tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra. [2.470#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Synonymes  14 manjopelaka, manjopelana
Tous les mots composés  15 fotsy manjopiaka

Mis à jour le 2025/11/17