|
|
|
|

Entrée1  mankamasina
Radical  2 masina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina
5 Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9 mahamasina, manamasina

Mis à jour le 2025/09/12