Entrée |
mankarenina
(renina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | rendre sourd [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
|
Morphologie |
mankarenina
| |
nankarenina
| |
hankarenina
| |
|
Synonymes | |
Exemples | hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny! [Rajaonarivelo: Bina, page 68]
|
|
Entrée |
mankarenina
(renina)
|
Partie du discours | adjectif
|
Traduction française | assourdissant [Rajaonarimanana 1995]
|
Morphologie |
mankarenina
| |
nankarenina
| |
hankarenina
| |
|
Exemples | Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
|
|