Entrée mankasitraka (sitraka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zavabitany ny fanfakana
¶ Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona
¶ Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay
Mitovy hevitra: mankafy ~ mankamamy ~ mankatelina ~ mankatoa ~ tia [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to find pleasing or acceptable; to thank [Hallanger 1973]
Traduction française   approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance [Hallanger 1974]
Exemples   Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [Rajohanesa: Kintana]
Morphologie  
mankasitraka
nankasitraka
hankasitraka
mankasitraha
Citations  

Mis à jour le 2012/09/26