Entrée mankeny (eny)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandeha eny: Mankeny an-tsena izahay isan' andro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to go there (quite near, in sight) [Hallanger 1973]
Définition française   aller là (pas bien loin, visible) [Hallanger 1974]
Exemples   Teny Anosibe, amin' ny lalana mankeny Fenoarivo, no nahitana trano lehibe iray mitafo tanimanga, biriky madioivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Morphologie  
mankeny
nankeny
hankeny

2012/06/09