Entrée manodidina (hodidina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany
Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay
Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo
Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
Explications en anglais To surround; to go around [1.7]
Explications en français Entourer; faire le tour [1.8]
Exemples Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo. [2.324]
Morphologie 
Présent : manodidina
Passé : nanodidina
Futur : hanodidina
Impératif : manodidìna
Mots composés 

Entrée manodidìna (hodidina)
Partie du discours impératif du verbe actif manodidina [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Mis à jour le 2023/08/11