Entrée manoditra (hoditra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache [ mañoditra ] [Tanala] mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty) [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] manala hoditra, mamaofy [Rakotosaona 1975]
 Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby
¶ Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato
¶ Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra
¶ Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to skin, to peel [Hallanger 1973]
Traduction française écorcher, éplucher [Hallanger 1974]
Morphologie 
manoditra
nanoditra
hanoditra
manodira

Entrée manoditra (toditra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manoditra
nanoditra
hanoditra
manodira

Mis à jour le 2020/07/31