| Entrée (1/2) | 1 manokatra |
| Radical | 2 sokatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona
5 Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny [1.1] 6 mamoha [Taisaka] [1.78] 7 (manôkatra) mamoha [1.78] |
| Explications en anglais |
8 same as mamokatra.
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 13 mañokatra |
| Partie du discours | 14 verbe actif |
| Explications en malgache |
15 mamoaka avy ao andavaka, mamadika
[Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 16 manakotra, manakòtra, 17 manatroka, 18 mañokatra, manokatra, 19 manotraka |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|