Entrée sokatra
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a turtle or tortoise [Hallanger 1973]
Définition française petite tortue [Rajemisa: Vakoka]
 tortue [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  fano ~ kapiky ~ sokabe
Exemples Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [Callet: Tantara]

Entrée sokatra
Partie du discours nom
Définition malgache Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/09/27