Entrée | manokom-bary olona | |
Mots élémentaires | manokom-bary ; olona | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1] | |
Vocabulaire | Temps | |
Mis à jour le 2023/11/20 |