Entrée manompo (tompo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
¶ Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manompo
nanompo
hanompo
manompoa
Mots composés, titres, noms  

Entrée manompo (tompo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] mararin'ny nendra [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2013/04/05