Entrée manondraka (tondraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana isan-kariva izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to water, to moisten [Hallanger 1973]
Traduction française arroser, humecter [Hallanger 1974]
Morphologie 
manondraka
nanondraka
hanondraka
manondraha

Mis à jour le 2020/07/31