Entrée manondrana (ondrana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina [Rajemisa 1985]
 mandefa entana any ivelan'ny firenena [SLP 1986]
Définition anglaise to put goods on board. [Richardson 1885]
Définition française embarquer quelqu'un ou quelque chose [Abinal 1888]
Définition française exporter [SLP 1986]
Morphologie 
manondrana
nanondrana
hanondrana
manondràna
Exemples Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy. [Razoharinoro: Soratra, page 92]

Entrée manondrana (ondrana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra
¶ Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to show foolishness, to act the fool [Richardson 1885]
Définition française être imbécile, faire le fou
¶ commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense [Abinal 1888]
Exemples fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [Dahle: Angano, page 161]

Entrée manondràna (ondrana)
Partie du discours impératif du verbe actif manondrana [liste complète]

Entrée manondràna (ondrana)
Partie du discours impératif du verbe actif manondrana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française fais l'imbécile! [Abinal 1888]

2017/12/20