|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manongona
Radical  2 songona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany.
5 Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana.
6 Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra. [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11 misongona
Tous les mots composés  12 manongom-barotra

Entrée (2/2)13  manongòna
Radical  14 songona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manongona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  16 manongòna, manongona

Mis à jour le 2025/11/12