Entrée manoroka (oroka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray [1.1]
Explications en anglais To kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything. [1.2]
 To kiss [1.7]
Explications en français Baiser, embrasser [1.8]
Exemples Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra. [2.996]
Morphologie 
Présent : manoroka
Passé : nanoroka
Futur : hanoroka
Impératif : manoroha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20