Entrée manorona (horona)
Partie du discours   verbe actif
Définition anglaise   to wind thread or string on a spool or spindle [Hallanger 1973]
Définition française   embobiner du fil, etc.; enrouler [Hallanger 1974]
Morphologie  
manorona
nanorona
hanorona

Entrée mañorona
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [ manorona ] [Bara] misorona (afo) [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] misorona afo, manoroka [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] misorona afo, mampirehitra sady mandamina ny kitay an'afo: Afaka andidy amin'afo koja fa nanoroñ'hitay tsy nirehitra (afaka adidy amin'ny afo kosa fa nisorona kitay tsy nirehitra) [Rakotosaona 1972]

Entrée mañorona
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Sihanaka] mamonkona (rantsan-tanana) [Rakotosaona 1972]

2010/05/14