| Entrée (1/2) | 1 manototra |
| Radical | 2 tototra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manarona: Manototra tany ny vodihazo Mameno: Manototra nahandro ny latabatra Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao Manafotra: Manototra henatra olona [1.1] 5 mameno ny banga [1.13] |
| Explications en anglais |
6 to fill with earth etc.; to cover [1.7] |
| Explications en français |
7 couvrir [1.3#736] 8 combler [1.3#736, 1.13] 9 combler de terre, etc. [1.8] |
| Exemples |
10 manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy.
[2.445#]
11 manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. [2.445#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 16 manotòtra |
| Radical | 17 tot |
| Partie du discours | 18 verbe actif |
| Explications en malgache |
19 Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana [1.1] |
| Explications en français |
20 secouer les fils en les raidissant pour les égaliser [1.3#736] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 25 amontotra, 26 antomotra, 27 manototra, manotòtra |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|