Entrée tototra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
¶ Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
¶ Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise filled; covered with earth [Hallanger 1973]
Définition française comblé, couvert de terre [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
Exemples 
1Tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 184]
2Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [FOFAFIPE: Rosovola, page 110]
Citations 

Entrée totòtra
Partie du discours nom
Définition malgache Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

2019/08/17