Entrée manotraka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io
¶ Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao [Rajemisa 1985]

2013/11/22