| Entrée | 1 maody |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
4 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] |
| Explications en anglais |
5 suspicious, apprehensive
[1.7] |
| Explications en français |
6 soupçonneux, méfiant
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 9 maodimaody |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 daomy, 12 dimao, 13 madio, 14 maody, 15 miado, 16 modia |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|