Index

Proverbes : maody

Proverbe Mahery tsy maody tsy ela velona. [Veyrières 1913 #6289, Rinara 1974 #1875, Rajemisa 1985]
Mahery tsy maody tsy mba ela velona. [Houlder 1895 #1150, Cousins 1871 #1419]
Ny mahery tsy maody tsy ela velona. [Rajemisa 1985]
Raha mahery tsy maody tsy ela velona, osa mahira-tsaina, saro-bonoina. [Rinara 1974 #3605]
Interprétation malgache Enti-milaza fa na matanjaka aza ianao nefa tsy malina dia mety tsy ho ela velona. [Rajemisa 1985]
Tokony hitandrina sy ho malina ny matanjaka sao sendra ny tampoka tsy maha-lehilahy. [Rajemisa 1985]
Traduction française Celui qui est fort mais imprudent ne peut vivre longtemps. [Veyrières 1913 #6289]
Qui est fort sans être prudent n' aura pas longue vie. [Houlder 1895 #1150]
Interprétation française Il ne faut pas s'exposer au danger. [Veyrières 1913 #6289]

Proverbe Raha mahery tsy maody, dia enjehin’ ny osa. [Houlder 1895 #1151, Veyrières 1913 #6323, Cousins 1871 #2677]
Traduction française En étant fort sans être prudent, on se fait poursuivre par les faibles. [Houlder 1895]
Si vous êtes fort mais imprudent, vous serez la proie des faibles prudents. [Veyrières 1913 #6323]

Proverbe Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka fa ny lambo nahamaodimaody ? [Rinara 1974 #3636]
Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka ny lambo-dia tsy ho maody ? [Cousins 1871 #2703]

Index