Entrée maola (ola)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tanala] Adaladala, tsy hendry, maditra [1.78]
 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [1.1]
Explications en anglais Frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic
In the provinces, it means mad [1.2]
Dérivés 
Synonymes maolamaola
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20