Entrée maresaka (resaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby
Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro
Mitovy hevitra: mahoraka ~ makotroka [1.1]
Explications en anglais Much talked about; lively, full or talk with people moving about [1.7]
Explications en français Dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin [1.3]
 Dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation [1.8]
Exemples 
1Maresaka ny fanompoana (Les corvées n’en finissent jamais - on en parle partout) [1.3]
2Maresaka ny mozika (La fanfare est très retentissante) [1.3]
3Ny kabary am-pandevenana: toa izany sy izany koa no nahatonga ny kabary am-pandevenana ho maresaka, fijoroan'ny mpandahatra kalaza indrindra. [2.298]
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31