|
|
|
|

Entrée 1  marika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina
4 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika
5 Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry
6 Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay
7 Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao?
8 Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1]
Explications en anglais  9 a sign or mark
10 a plan or drawing
11 arithmetic [1.7]
Explications en français  12 signe ou marque [1.8]
Exemples  13  Nisy marika hafa koa hitako. [2.472#12]
14  Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470#38]
Morphologie 
15  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Combinaisons  26  50 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot marika
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  28 kamary, 29 kamira, 30 karima, 31 Makira, marika, 32 mikara

Mis à jour le 2026/03/07