Entrée marina raha (arina, raha)
Partie du discours locution
Définition malgache fomba fiteny enti-manda izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha naka ny bokinao aho (mandà mafy izy fa tsy naka) [Rajemisa 1985]
Antonymes 

Mis à jour le 2010/05/13