|
|
|
|

Entrée1  marina raha tsy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny)
Mots élémentaires  4  marina raha, tsy

Mis à jour le 2024/12/07