| Entrée | ![]() |
marofy (rofy) | |||
| Partie du discours | adjectif | ||||
| Définition malgache | Marary, voan' ny aretina: Salama tay [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | ||||
| Traduction anglaise | Ill, feeble [Hallanger 1973] | ||||
| Traduction française | Débile, maladif [Hallanger 1974] | ||||
| Vocabulaire | Santé | ||||
| Dérivés | marofirofy | ||||
| Morphologie |
| ||||
| Composés |
| ||||
| Exemples | Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [Baiboly 1865: 1 Korintiana 11:30] | ||||
| Mis à jour le 2013/04/16 |
|