Entrée maroroka (roroka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Fatra-pitombo, mitombo izaitsizy: Maroroka itý zaza itý fa vao roa taona izy dia takany ny latabatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise growing rapidly [Hallanger 1973]
Définition française qui pousse, grandit avec de belles proportions, qui croît rapidement [Abinal 1888]
 qui croît ou pousse rapidement [Hallanger 1974]
Morphologie 
maroroka
maroro-
naroroka
naroro-
haroroka
haroro-
maroroha
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1fa ny tanora no manao sain-jaza maroroka, ka mora taitaitra foana. [Rabemolaly: Fary, page 189]
2Zaza maroroka dia maroroka eo amin' ny fitomboam-pahaizana sy haitraitra! [Rahajarizafy: Filozofia, page 11]
Citations 

Mis à jour le 2017/05/25