| Entrée | 1 masinina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso)
4 Milina fanjairana na fanoratana 5 Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina [1.1] |
| Exemples |
6 ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara!
[2.472]
|
| Anagrammes | 7 manisìna, manisina, 8 masinina, 9 ny masina |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|