| Entrée | 1 matetika |
| Radical | 2 tetika |
| Partie du discours | 3 adjectif ou adverbe |
| Explications en malgache |
4 Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana:
5 Mamangy an-janany matetika izy. [1.1] 6 Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: 7 Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao. [1.1] |
| Explications en anglais |
8 often
[1.7] 9 frequent [1.2, 1.7] 10 Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana. [1.2] |
| Explications en français |
11 souvent
[1.3, 1.5, 1.8, 1.6] 12 fréquent [1.3, 1.8] 13 Serré, pas assez espacé. [1.5] |
| Exemples |
14 Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo
[2.324]
|
| Morphologie |
|
| Antonymes | 17 mahalana |
| Tous les mots composés | 18 4 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|