|
|
|
|

Entrée1  mateza aina
Mots élémentaires  2 mateza, 3 aina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza ny olona ela velona, ary anambarana koa ny faherezana miasa maharitra tsy an-kiato [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12