| Entrée (1/2) | 1 matsilo |
| Radical | 2 tsilo |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao
5 Mahira-tsaina, mahadinika [1.1] |
| Explications en français |
6 qui a la vue perçante
[1.3#770] |
| Exemples |
7 Manan-tsaina matsilo anefa.
[1.381#]
8 Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. [1.437#] |
| Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 10 matsilo |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en français |
12 (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines.
[1.196] |
| Vocabulaire | 13 Botanique: (en général) |
| Anagrammes | 14 lamotsy, 15 matsilo |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|