Entrée tsilo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin' ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara
¶ Ireo zava-maranitra manindrona amin' ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin' ny hohoko ato [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a thorn [Hallanger 1973]
Définition française   épine [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Articles  

Entrée tsilo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] volom-borona [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Entrée tsilo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanazavana [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée tsilo
Partie du discours   nom
Définition française   vecteur [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/06/29