| Entrée | 1 mavo lamba |
| Mots élémentaires | 2 mavo, 3 lamba |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ireo olona tsy mba mihaingo ka heverina ho mahantra, na dia tsy izany loatra aza
[1.1] |
| Exemples |
6 mavolamba mividy hena, ka tsy fantatry ny olon-kó liana.
[2.69#]
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|